Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy

Calendrier

[FPMA FATSATS] Prière régionale - Fotoambavaka Faritany
Miarahaba amin'ny anaran'i Jesosy Kristy,

Isaorantsika ny Tompo amin'izao taona vaovao izay omeny antsika izao indray ary miarahaba antsika rehetra nahatratra izao taona vaovao izao!


Ny fotoam-bavaka eto amin'ny faritany moa dia ny alakamisy voalohan'ny volana fa nohon'ny antony maro samy hafa dia tsy tratra izany tamin'ny 2 janoary ka dia hatao ny 9 janoary 2020 ary ny sampana iraisana vehivavy Kristiana (SVK) no handrindra izany fotoana izany, izay isaorana azy ireo sahady.

- amin'ny 8 ora hariva ka hatramin'ny 9 ora hariva.
- Numéro : 07 55 51 17 47
Code : 690693#

Misaotra atsika sahady manaparitaka eo anivon'ny Tafo sy isan'ambaratongany avy, ampatsiahivana fa tsy ho an'ny tompon'andraikitra irery ihany io fotoana io fa ho an'ny rehetra.

Ho aminareo anie ny Fiadanan'ny Tompo,

Amin'ny anaran'ny biraon'ny faritany,
Ny Tonia: Alisoa RAJOHARISON-RAKOTOARIVONY