Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy

 

Sabotsy  30 Mey 2015
Samedi 30 Mai 2015
4 ora hariva / 16h
Centre oecumenique Saint -Marc 
6 avenue Malherbe
Grenoble

 Spectacle Section Femmes Chrétiennes 
  Folklore, Chants, Tombola, Défilés


 
Fangatahana Fanampiana / Demande de dons 

 Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha nanompo ny olona masina hianareo sady mbola manompo ihany  (Hebreo 6:10)
Car Dieu n'est pas injuste, pour oublier votre travail et l'amour que vous avez montré pour son nom, ayant rendu et rendant encore des services aux saints. (Hebreux 6:10)

 

Mitaona antsika hitrotro am-bavaka izany fotoan-dehibe izany mba ho tanteraka soa aman-tsara avokoa ny fikasana rehetra., mba hamirapiratan’ny voninahitr’ Andriamanitra ary ho fotoana hanovozantsika herim-panahy amin’ny alalan’ny teny sy ny fampianarana rehetra izay horaisintsika mandritra izany fotoana izany.

 Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra.

 Ny mpitandrina mpiahy :Pasteur Jules RAKOTONANAHARY
Ny Birao SVK Faritany