Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy

Diary

[FPMA Grenoble] Chaîne de prière - Alimbavaka Mpitandrina Matihanina
« Toy izany koa no nandidian’ny Tompo, fa izay mitory ny Filazantsara
dia hahazo fivelomana amin’ny Filazantsara »
(1 Kor 9: 14)

Ry havana,

Ho tohin’ny filazana teo aloha dia manentana ny rehetra tsy ankanavaka amin’ny fitondrana ambavaka ny fametrahana indray ny mpitandrina matihanina eto amin’ny Tafo FPMA Grenoble.

Alimbavaka (ConfCall)
alarobia 27 novambra 2019
@ 9 ora alina - 9 ora sy sasany alina

Numero: 07 55 51 18 40
Code: 186249#

Ny fitiavan’Andriamanitra Ray sy Jesoa-Kristy zanaka anie hitombo ao anatinareo mandrakariva amin’ny alalan’ny Fanahy Masina.

Heritiana DELMOTTE,
Filohan’ny Tafo FPMA Grenoble

Haingo RAFIDISON
Filohan’ny Vaomiera Misahana ny Mpitandrina Matihanina (V3M) FPMA Grenoble