--> ALAHADY 21 APRILY 2024 fanompoam-pivavahana misy fandraisana fanasan' ny TOMPO sy fanokanana ny mpiandraikitry ny VAOMIERA
@10 ora sasany - 28 rue Léon Jouhaux - 38000 Grenoble
" Je vous exhorte donc, frères, par les compassions de Dieu, à offrir vos corps comme un sacrifice vivant,
saint, agréable à Dieu, ce qui sera de votre part un culte raisonnable.
Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindrampon'Andriamanitra,
mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany."
."
(Romains / Romana 12:1)