--> ALAHADY 20 JOLAY 2025 Fanompoam-pivavahana hafanain'ny Sampana VEHIVAVY KRISTIANINA
@10 ora sasany - 28 rue Léon Jouhaux - 38000 Grenoble
Mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka Anao Ray ato amiko, ary Izaho koa ao aminao,
mba ho ao amintsika koa izy; mba hinoan'izao tontolo izao fa Hianao no naniraka Ahy...- Jaona 17:21