Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy

  • verset
  • LDF
  • versets

 -->  ALAHADY 21  APRILY 2024  fanompoam-pivavahana  misy fandraisana fanasan' ny TOMPO  sy  fanokanana ny mpiandraikitry ny VAOMIERA 
 @10 ora sasany  -  28 rue Léon Jouhaux - 38000 Grenoble

" Je vous exhorte donc, frères, par les compassions de Dieu, à offrir vos corps comme un sacrifice vivant,
saint, agréable à Dieu, ce qui sera de votre part un culte raisonnable.
Koa amin'izany mangataka aminareo aho, ry rahalahy, noho ny famindrampon'Andriamanitra,
mba hatolotrareo ny tenanareo ho fanatitra velona, masina, sitrak'Andriamanitra, dia fanompoam-panahy mety hataonareo izany."
."
‭(Romains / Romana 12:1)