Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy

Diary

[FPMA] Prière nationale - Alimbavaka Mpitandrina Matihanina
Ho an'ny Birao Foibe,

Ho an'ny Mpitandrina rehetra ao amin'ny Fiaraha-Miasan'ny Mpitandrina,

Ho an' ny Faritany 6,

Ho an'ny Tafo 39,

Ho an'ny FM FPMA Munich,

Ho an'ny FM FPMA Vierzon/Bourges,

Ho an'ny FM FPMA Evry,

Ho an'ny Vahoakan'Andriamanitra ato amin'ny FPMA,

"Sitrano ny marary, atsangano ho velona ny maty, diovy ny marary hoditra, roahy ny demony; nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana." Matio 10.8 DIEM.



Isaky ny Alarobia fahatelo amin' ny volana 21h (aorian'ny SAP/KNPL/DVE/VFL)

Faharetan'ny fotoana : 30 min

Toro-lalana :

- Fizarana Tenin'Andriamanitra ataon'ny Mpitandrina iray avy ao amin'ny Faritany tompon'anjara : 10 min (tsy atao mihoatra)

- Ranom-bavaka aton'ny olona avy ao amin'ny Faritany tompon'anjara no mifandimby : 20 min


Numéro : 0176728908

Code : 359104#


Faritany Atsimo Andrefana 19/12/18

Faritany Avaratra Andrefana 16/01/19

Faritany Atsimo Atsinanana 20/02/19

Faritany Avaratra Atsinanana 20/03/19

Faritany Afovoany Andrefana 17/04/19

Faritany Afovoany Atsinanana 15/05/19