Prochain Culte
Culte animé par les Diacres et officié par le Pasteur Harminot Rasolonjatovo - DIMANCHE 26 JUILLET 26 à 10h30 - 28 rue Léon Jouhaux Grenoble Fanompoam-pivavahana hafanain'ny DIAKONA sy Pasteur Harminot RasolonjatovoALAHADY 26 JOLAY 2026 @ 10 ora sy sasany - 28 rue Léon Jouhaux Grenoble" Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ny sasany, fa mifananara kosa, mainka...
Lire la suite ...
Evénement du mois
Veillée de Prière animée par les DIACRES - MARDI 21 JUILLET 2026 de 20h30 à 21h sur ZOOM --> Alim-bavaka TALATA 21 JOLAY 2026 @ 8 ora sasany alina ka atramin'ny 9 ora alina hafanain' ny DIAKONA ary IZY IREO ihany no hanomana ny fanompoam-pivavahana ny ALAHADY manaraka
Lire la suite ...
PAS DE FORMATION SAP-KNPL-DVE-VFL en JUILLET et AOUT 2026 --> TSY MISY FAMPIANARANA SAP/KNPL/DVE NY VOLANA JOLAY - AOGOSITRA 2026 ...
Lire la suite ...
ZAIKABE section Femmes et Hommes Chrétiens - SAMEDI 17 & DIMANCHE 18 OCTOBRE 2026 - DIJON ZAIKABE Sampana VEHIVAVY sy LEHILAHY KRISTIANINA IRAISANA - ASABOTSY 17 sy ALAHADY 18 OKTOBRA 2026 - 1 Avenue Champollion 21000 DIJON ...
Lire la suite ...