Prochain Culte
Culte animé par la Section Femmes Chrétiennes et officié par le Pasteur Harminot Rasolonjatovo - DIMANCHE 2 AOUT 2026 à 10h30 - 28 rue Léon Jouhaux Grenoble Fanompoam-pivavahana hafanain'ny Sampana Vehivavy Kristianina sy Pasteur Harminot RasolonjatovoALAHADY 2 AOGOSITRA 2026 @ 10 ora sy sasany - 28 rue Léon Jouhaux Grenoble" Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ny sasany, fa...
Lire la suite ...
Evénement du mois
Veillée de Prière animée par la Section Femmes Chrétiennes - MARDI 28 JUILLET 2026 de 20h30 à 21h sur ZOOM --> Alim-bavaka TALATA 28 JOLAY 2026 @ 8 ora sasany alina ka atramin'ny 9 ora alina hafanain' ny Sampana Vehivavy Kristianina ary IZY IREO ihany no hanomana ny fanompoam-pivavahana ny ALAHADY manaraka ...
Lire la suite ...
PAS DE FORMATION SAP-KNPL-DVE-VFL en JUILLET et AOUT 2026 --> TSY MISY FAMPIANARANA SAP/KNPL/DVE NY VOLANA JOLAY - AOGOSITRA 2026 ...
Lire la suite ...
ZAIKABE section Femmes et Hommes Chrétiens - SAMEDI 17 & DIMANCHE 18 OCTOBRE 2026 - DIJON ZAIKABE Sampana VEHIVAVY sy LEHILAHY KRISTIANINA IRAISANA - ASABOTSY 17 sy ALAHADY 18 OKTOBRA 2026 - 1 Avenue Champollion 21000 DIJON ...
Lire la suite ...
Pas de COURS de Catéchumenat pour TOUS au mois d'AOUT 2026 --> Tsy misy Fampiananara KATEKOMENA ho an'ny REHETRA ny volana AOGOSITRA 2026
Lire la suite ...
KOMITIM-PARITANY à Marseille SAMEDI 19 SEPTEMBRE 2026 --> KOMITIM- PARITANY - ASABOTSY 19 SEPTAMBRA 2026 any MARSEILLE ...
Lire la suite ...