-->Fanompoam-pivavahana misy fandraisana fanasan'ny TOMPO hiarahana @ Pasteur Harminot RASOLONJATOVO ary hafanain'ny Sampana VEHIVAVY Kristianina
ALAHADY 7 JONA 2026
10 ora sy sasany -28 rue Léon Jouhaux GRENOBLE
" Fa famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà, ary fahalalana an'Andriamanitra noho ny fanatitra dorana.."(Hosea 6:6)
