Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy

  • verset
  • versets
  • BON DIMANCHE

      -->Fanompoam_pivavahana hisy fandraisana ny fanasan'i TOMPO miaraka amin'ny Pastera Harminot RASOLONJATOVO  ary hafanain'ny VAOMIERA Rehetra - 
ALAHADY 5 JOLAY 2026  @ 3  ora tolak'andro -EGLISE SAINT-MARC - 6 Avenue Malherbe 38100 Grenoble
 

" Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
 Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo"

(Matio. 11:28-29)