-->Fanompoam-pivavahana hafanain'ny Sampana LEHILAHY KRISTIANINA -
ALAHADY 8 FEBROARY 2026 10 ora sy sasany - Léon Jouhaux
" Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo Izay any an-danitra.. (Matio 5:16)"