-->Fanompoam-pivavahana hafanain'ny Sampana ZAVAMANENO
ALAHADY 12 JOLAY 2026
10 ora sy sasany -28 rue Léon Jouhaux GRENOBLE
" Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo "
Matio 11:28-29
