Fanompoam-pivavahana hafanain'ny DIAKONA sy Pasteur Harminot Rasolonjatovo
ALAHADY 26 JOLAY 2026 @ 10 ora sy sasany - 28 rue Léon Jouhaux Grenoble
" Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro."
(Hebreo 10:25 )
