Fotoam-pivavahana PASKA - ALAHADY 5 APRILY 2026
" Tsy ato Izy, fa efa nitsangana araka izay nolazainy. Avia, ka jereo, fa tao no nandrian'ny Tompo. (Matio 28:6) "
Andro hahatsiarovana ny fijaliana sy ny famatsihana ary ny nahafatesan'ny Jesosy Kristy teo amin'ny hazofijaliana
C'est le jour où on commémore l’arrestation, le procès et la mort de Jésus-Christ sur la croix.
