-->Alahady misy fandraisana ny fanasan'ny TOMPO ary hafanain'ny Sampana LEHILAHY Kristianina - ALAHADY 3 NOVAMBRA 2024 - 10 ora sy sasany - Léon Jouhaux
Ary Jesosy namaly hoe: Ny voalohany dia izao: Mihainoa, ry Isiraely: Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany;
koa tiava an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra (Marka 12/29-30)