Famaranana ny Jobily faha 25 taona ny Sampana Tanora Kristianina
Alahady 14 JONA 2026 @ 10 ora sy sasany
" Fa mandosira ny filan'ny tanora fanahy; ary miezaha mitady fahamarinana, finoana, fitiavana, fihavanana amin'izay miantso ny Tompo amin'ny fo madio. "
(2 Timoty 2:22)
