INSCRIPTION au 37ème convention annuelle du Sampana FIFOHAZANA
" Vie en abondance en JESUS-CHRIST "
Jean 10:10

«La FPMA Grenoble marche d’une manière digne du Seigneur» (selon Col 1.10)
--> FANKALAZANA ny famaranana ny Jobily faha 45 taona FPMA Grenoble - ASABOTSY 6 JONA 2026 @ 7 ora hariva - Eglise Saint-Joseph 10 place de Metz GRENOBLE

--> FIFANINANA HIRA FANEVA ny faha 30 taona ny Sampana SEKOLY ALAHADY -Daty farany fandefasana 3 MAY 2026

-->Fanompoam-pivavahana misy fandraisana fanasan'ny TOMPO hiarahana @ Pasteur ary hafanain'ny VAOMIERA REHETRA
ALAHADY 3 MAY 2026
10 ora sy sasany -28 rue Léon Jouhaux GRENOBLE
" Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be."(JAONA 10:10)

-->Fampianarana SAP/KNPL:DVE:VFL - ALAROBIA 29 APRILY 2026 - 8 ora ka hatramin'ny 9 ora alina ZOOM
Tel :+33 1 7037 2246 ID de réunion : 945 2227 5371#





